Asan’ny Apostoly 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nanao fihetsika tamin’ny tanany+ izy mba hampangina azy ireo, ary nitantara tamin’ny an-tsipiriany ny namoahan’i Jehovah azy avy tao am-ponja. Ary hoy izy: “Lazao amin’i Jakoba+ sy ny rahalahy izany.” Dia nivoaka nankany an-toeran-kafa izy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:17 bt 81, 112; w97 15/5 16; w90 15/7 20 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:17 Torio, p. 81, 112 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1997, p. 1615/7/1990, p. 20
17 Fa nanao fihetsika tamin’ny tanany+ izy mba hampangina azy ireo, ary nitantara tamin’ny an-tsipiriany ny namoahan’i Jehovah azy avy tao am-ponja. Ary hoy izy: “Lazao amin’i Jakoba+ sy ny rahalahy izany.” Dia nivoaka nankany an-toeran-kafa izy.