Asan’ny Apostoly 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niditra tao amin’ny synagogan’ny+ Jiosy tany Ikonioma+ izy roa lahy ary nandaha-teny, hany ka maro be no tonga mpino, na Jiosy na Grika.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 14:1 bt 95 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:1 Torio, p. 95 Fandalinana, Boky 1,
14 Dia niditra tao amin’ny synagogan’ny+ Jiosy tany Ikonioma+ izy roa lahy ary nandaha-teny, hany ka maro be no tonga mpino, na Jiosy na Grika.+