-
Asan’ny Apostoly 28:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary nanome voninahitra anay koa izy ireo ka nanao fanomezana betsaka, ary rehefa hiondrana an-tsambo izahay, dia nomeny anay izay zavatra nilainay.
-