27 Torak’izany koa fa na ny lehilahy aza namela ny fanao voajanahary amin’ny vehivavy,+ ary nanjary narehitry ny filana mafy dia mafy hanao zava-betaveta+ teo amin’izy samy lehilahy,+ ka nandray tao amin’ny tenany ny valin’izany rehetra izany,+ dia valiny sahaza azy noho ny fahadisoany.+