Romanina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+
8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+