Romanina 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ny tsy mifora izay manatanteraka ny Lalàna, dia hanameloka anao+ izay mpandika lalàna na dia manana ny fehezan-dalàna an-tsoratra aza ianao sady voafora.
27 Ary ny tsy mifora izay manatanteraka ny Lalàna, dia hanameloka anao+ izay mpandika lalàna na dia manana ny fehezan-dalàna an-tsoratra aza ianao sady voafora.