Romanina 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Toy ny fanomezana maimaim-poana+ anefa ny fanambarana azy ireo ho marina noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa,+ amin’ny alalan’ny fanafahana nentin’ny vidim-panavotana+ naloan’i Kristy Jesosy. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:24 w16.12 9 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:24 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2016, p. 9
24 Toy ny fanomezana maimaim-poana+ anefa ny fanambarana azy ireo ho marina noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa,+ amin’ny alalan’ny fanafahana nentin’ny vidim-panavotana+ naloan’i Kristy Jesosy.