Romanina 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy araka ny nofo anefa ianareo, fa araka ny fanahy,+ raha mitoetra ao anatinareo tokoa ny fanahin’Andriamanitra.+ Fa raha misy tsy manana ny fanahin’i Kristy,+ dia tsy an’i Kristy izy.
9 Tsy araka ny nofo anefa ianareo, fa araka ny fanahy,+ raha mitoetra ao anatinareo tokoa ny fanahin’Andriamanitra.+ Fa raha misy tsy manana ny fanahin’i Kristy,+ dia tsy an’i Kristy izy.