Romanina 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Milaza ny marina+ ao amin’i Kristy aho. Tsy mandainga aho,+ satria na ny feon’ny fieritreretako na ny tenako dia samy vavolombelona araka ny fanahy masina, Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:1 w97 1/8 4 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:1 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1997, p. 4
9 Milaza ny marina+ ao amin’i Kristy aho. Tsy mandainga aho,+ satria na ny feon’ny fieritreretako na ny tenako dia samy vavolombelona araka ny fanahy masina,