Romanina 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy ireo koa no taranak’ireo razambe,+ ary avy amin’izy ireo no nipoiran’i Kristy araka ny nofo.+ Hisaorana mandrakizay anie Andriamanitra,+ izay ambonin’ny rehetra! Amena. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:5 rs 56-57 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:5 Fandresen-dahatra, p. 56-58
5 Izy ireo koa no taranak’ireo razambe,+ ary avy amin’izy ireo no nipoiran’i Kristy araka ny nofo.+ Hisaorana mandrakizay anie Andriamanitra,+ izay ambonin’ny rehetra! Amena.