Romanina 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mananatra, dia aoka izy hanohy izany fananarany+ izany. Izay mizara, dia aoka izy hanao izany ka halala-tanana.+ Izay mitarika,+ dia aoka izy hanao izany amim-pahazotoana. Izay mamindra fo,+ dia aoka izy hanao izany amim-pifaliana. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:8 w20.08 24-25; w93 15/5 19-20 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:8 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),8/2020, p. 24-25 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1993, p. 19-20
8 Izay mananatra, dia aoka izy hanohy izany fananarany+ izany. Izay mizara, dia aoka izy hanao izany ka halala-tanana.+ Izay mitarika,+ dia aoka izy hanao izany amim-pahazotoana. Izay mamindra fo,+ dia aoka izy hanao izany amim-pifaliana.
12:8 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),8/2020, p. 24-25 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1993, p. 19-20