Romanina 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary mba hankalazan’ny hafa firenena+ an’Andriamanitra noho ny famindram-pony,+ araka ny voasoratra hoe: “Koa izany no hanekeko anao ampahibemaso eo amin’ireo firenena sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao.”+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:9 w97 1/7 18-19 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:9 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1997, p. 18-19
9 ary mba hankalazan’ny hafa firenena+ an’Andriamanitra noho ny famindram-pony,+ araka ny voasoratra hoe: “Koa izany no hanekeko anao ampahibemaso eo amin’ireo firenena sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao.”+