1 Korintianina 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa teo ambanin’ny rahona+ avokoa ny razantsika, ary namakivaky ny ranomasina+ izy rehetra, 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:1 w01 15/6 14 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:1 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2001, p. 14
10 Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa teo ambanin’ny rahona+ avokoa ny razantsika, ary namakivaky ny ranomasina+ izy rehetra,