Galatianina 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireo rehetra te hiseho ho tsara eo amin’ny nofo no miezaka manery anareo hoforana,+ nefa izao ihany no antony anaovany izany: Mba tsy hanenjehana azy ireo noho ny hazo fijalian’i Kristy,+ izany hoe i Jesosy. Galatianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:12 w89 15/5 19 Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:12 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/1989, p. 19-20
12 Ireo rehetra te hiseho ho tsara eo amin’ny nofo no miezaka manery anareo hoforana,+ nefa izao ihany no antony anaovany izany: Mba tsy hanenjehana azy ireo noho ny hazo fijalian’i Kristy,+ izany hoe i Jesosy.