Filipianina 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Azoko antoka izany, ka fantatro fa hitoetra+ sy hijanona hiaraka aminareo rehetra aho mba handrosoanareo+ sy hahitanareo fifaliana ao amin’ny finoana.
25 Azoko antoka izany, ka fantatro fa hitoetra+ sy hijanona hiaraka aminareo rehetra aho mba handrosoanareo+ sy hahitanareo fifaliana ao amin’ny finoana.