Filipianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 sy mba hahitana fa tafaray aminy aho, ka manana ny fahamarinana, tsy ilay azoko noho ny lalàna+ anefa fa ilay avy amin’ny finoana+ an’i Kristy, izany hoe ilay fahamarinana avy amin’Andriamanitra, miorina amin’ny finoana.+
9 sy mba hahitana fa tafaray aminy aho, ka manana ny fahamarinana, tsy ilay azoko noho ny lalàna+ anefa fa ilay avy amin’ny finoana+ an’i Kristy, izany hoe ilay fahamarinana avy amin’Andriamanitra, miorina amin’ny finoana.+