Filipianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fantatrareo Filipianina koa fa tsy nisy fiangonana mba niara-niasa tamiko raha ny amin’ny fanomezana sy ny fandraisana, afa-tsy ianareo ihany, fony vao notorina ny vaovao tsara, tamin’izaho niala tany Makedonia.+
15 Fantatrareo Filipianina koa fa tsy nisy fiangonana mba niara-niasa tamiko raha ny amin’ny fanomezana sy ny fandraisana, afa-tsy ianareo ihany, fony vao notorina ny vaovao tsara, tamin’izaho niala tany Makedonia.+