Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:13 lff lesona 36; w01 15/6 21-22 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:13 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 36 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2001, p. 21-22
13 Ary tsy misy zavaboary izay tsy mibaribary eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy miharihary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+