Hebreo 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+ Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:6 Fandalinana, Boky 1,
6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+