Hebreo 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+ Hebreo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 10:22 w00 15/8 19-20 Hebreo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:22 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2000, p. 19-20
22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+