Jakoba 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+ Jakoba Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:11 w97 15/11 10 Jakoba Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:11 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1997, p. 10
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+