1 Jaona 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Eritrereto ange ny fitiavana+ nasehon’ny Ray antsika e, ka niantsoana antsika hoe zanak’Andriamanitra!+ Ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao+ antsika, satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+ 1 Jaona Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:1 w15 15/9 18 1 Jaona Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/2015, p. 1815/10/1986, p. 15
3 Eritrereto ange ny fitiavana+ nasehon’ny Ray antsika e, ka niantsoana antsika hoe zanak’Andriamanitra!+ Ary izany tokoa isika. Izany no antony tsy ahalalan’izao tontolo izao+ antsika, satria mbola tsy mahalala Azy izao tontolo izao.+
3:1 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/2015, p. 1815/10/1986, p. 15