Apokalypsy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 mba hihinananareo ny nofon’ny+ mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy mahery+ sy ny nofon’ny soavaly+ mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny rehetra, na olona afaka na mpanompo, na kely na lehibe.” Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 19:18 re 13, 284-285 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:18 Apokalypsy, p. 13, 284-285
18 mba hihinananareo ny nofon’ny+ mpanjaka sy ny nofon’ny mpitari-tafika sy ny nofon’ny lehilahy mahery+ sy ny nofon’ny soavaly+ mbamin’izay mitaingina azy ary ny nofon’ny rehetra, na olona afaka na mpanompo, na kely na lehibe.”