Fanamarihana Ambany Pejy
a Efa be taona tokoa i Elia tamin’izay. Taoriana kelin’io mantsy, dia nasain’i Jehovah nampiofana an’i Elisa izy. Lasa mpanompon’i Elia i Elisa ka nanampy azy. “Mpanondraka rano ny tanan’i Elia” no nahalalana azy.—2 Mpanj. 3:11.