FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a “Ny tena maha samy hafa [an’i Jesosy sy ny Fariseo] dia ny fiheveran’izy ireo an’Andriamanitra. Ho an’ny Fariseo, dia mpandidindidy Andriamanitra; ho an’i Jesosy kosa, dia be famindram-po sy mangoraka izy. Tsy lavin’ny Fariseo fa tsara fanahy sy be fitiavana Andriamanitra. Heveriny anefa fa ireo toetra ireo no nahatonga an’Andriamanitra hanome ny Torah [ny Lalàna] sy hitaky ny hanatanterahana azy io ... Ho an’ny Fariseo, dia fomba hanatanterahana ny Torah ny fifikirana amin’ny lovantsofina sy ny fitsipiny manazava ny Lalàna ... Nifanohitra tamin’ny Fariseo kosa i Jesosy, satria ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny mpiara-belona (Matio 22:34-40) ihany no nentiny nanazavana ny lalàna, ary nolaviny ny lovantsofina nangeja ny olona.”​—Diksionera Iraisam-pirenena Momba ny Testamenta Vaovao (anglisy).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara