-
Ny paradisa: fahatsinjovan-javatra azo heverina na dia tao aza ny tsy fankatoavaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Novambra
-
-
“Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an’i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy.
-
-
Ny paradisa: fahatsinjovan-javatra azo heverina na dia tao aza ny tsy fankatoavaNy Tilikambo Fiambenana—1989 | 1 Novambra
-
-
15. a) Ahoana no niheveran’Andriamanitra ny fahatsapan’i Adama sy ny vadiny henatra noho ny fitanjahan’izy ireo? b) Ahoana no nandroahana ny mpivady voalohany tsy ho ao amin’ny saha Edena? d) Tarehin-javatra nanao ahoana moa no hitan’i Adama sy ny vadiny tany ivelan’ny saha Edena?
15 Noheverin’ilay Andriamanitra Mpitsara ny fahatsiarovana henatra tsapan’i Adama sy ny vadiny mpanota izao noho izy nitanjaka. Tamin’ny fomba tsy voalaza mazava, dia nomeny akanjo hoditra lava izy ireo ho solon’ny sikina ravin’aviavy nataony (Genesisy 3:7). Haharitra ela kokoa ireny akanjo hoditra ireny ary hiaro azy tsara kokoa amin’ny tsilo sy ny hery mbamin’ny zavatra hafa nety handratra azy tany ivelan’ny saha Edena.
-