FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra na dia Misafotofoto aza ny Fiainana
    Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 1 Septambra
    • Niteraka zanakalahy hafa antsoina hoe Seta i Adama sy Eva, taorian’ny nahafatesan’i Abela. Izao no voalaza momba azy: “Seta koa niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Enosy. Tamin’izany no vao niantsoana ny anaran’i Jehovah.” (Genesisy 4:25, 26) Mampalahelo fa mifandray amin’ny fivadiham-pinoana ilay teny hoe ‘niantso ny anaran’i Jehovah’ eto.b

  • Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra na dia Misafotofoto aza ny Fiainana
    Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 1 Septambra
    • b Efa niresaka tamin’i Adama i Jehovah, talohan’ny andron’i Enosy. Nekeny ny fanatitr’i Abela, ary niresaka tamin’i Kaina mihitsy izy, talohan’ny namonoan’i Kaina ny rahalahiny noho ny fialonana sy fahatezerana. Tsy misy ifandraisana amin’ny fivavahana marina àry ilay hoe nanomboka ‘nantsoina ny anaran’i Jehovah.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara