FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fanalana Zaza?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
    • Nanome lalàna ny Israelita Andriamanitra hoe: “Raha misy olona miady ka mahavoa vehivavy bevohoka, ary teraka tsy tonga volana ny zanany, nefa tsy misy maty vokatr’izany, dia hampandoavina onitra ilay olona, araka izay takin’ny vadin-dravehivavy. Ary handoa izany amin’ny alalan’ny mpitsara izy. Fa raha misy maty kosa vokatr’izany, dia tsy maintsy manome aina ho solon’ny aina ianao.”—Eksodosy 21:22, 23.a

  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fanalana Zaza?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
    • a Rehefa nandika an’ireo andininy ireo ny mpandika Baiboly sasany, dia nataony hoatran’ny hoe ny ain’ilay reniny no tena zava-dehibe, fa tsy ny ain’ilay zaza. Ny ain’ilay zaza sy ilay reniny mihitsy anefa no tiana horesahina eo, raha ny teny hebreo no jerena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara