FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana—2004 | 15 Martsa
    • “Nony tany an-dàlana tao amin’ny fandriam-bahiny izy, dia nitsena azy Jehovah ka nitady hamono azy.

  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana—2004 | 15 Martsa
    • Eksodosy 4:20, 24

  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana—2004 | 15 Martsa
    • Tsy tena faritan’ilay fitantarana hoe ny ain’iza no notandindomin-doza. Afaka manatsoaka hevitra anefa isika fa tsy ny ain’i Mosesy ilay izy, satria vao avy nirahin’Andriamanitra hitarika ny Israelita hivoaka an’i Ejipta izy. (Eksodosy 3:10) Toa sarotra ny hino fa nikasa hamono azy ny anjelin’Andriamanitra, raha teny an-dalana hanatanteraka an’ilay iraka izy. Tsy maintsy ho ny ain’ny iray tamin’ireo zanany lahy àry izany. Izao no ambaran’ilay lalàna momba ny famorana, izay nomena an’i Abrahama talohan’izay: “Ny lehilahy tsy voafora, izay tsy mbola noforana, dia hofongorana tsy ho amin’ny fireneny; efa nivadika ny fanekeko izy.” (Genesisy 17:14) Toa nanao tsirambina i Mosesy ka tsy noforany ny zanany lahy, ary izany no saika namonoan’ny anjelin’i Jehovah an’io zanany io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara