-
Fanomezana An-tsitrapo mba Hampandrosoana ny Fanompoam-pivavahana MadioNy Tilikambo Fiambenana—1999 | 1 Novambra
-
-
Ampy dia ampy tokoa izay nananan’ireo Isiraelita mba hanaovana izany fanomezana maro be izany. Tadidio fa rehefa nandao an’i Ejipta izy ireo dia nitondra firavaka volamena sy volafotsy mbamin’ny fitafiana maro. Eny, ‘nofoanan’izy ireo tokoa ny egyptiana’.a (Eksodosy 12:35, 36).
-
-
Fanomezana An-tsitrapo mba Hampandrosoana ny Fanompoam-pivavahana MadioNy Tilikambo Fiambenana—1999 | 1 Novambra
-
-
a Tsy fangalarana akory izany. Nangataka fanomezana avy tamin’ireo Ejipsianina ireo Isiraelita, ka nomena azy ireo tamin-kalalahana izany. Ankoatra izany, dia tsy nanan-jo hanandevo ny Isiraely aloha ireo Ejipsianina, ka noho izany, dia tokony handoa karama ho an’ny vahoakan’Andriamanitra noho ireo taona maro nanaovany asa an-tery vozona.
-