FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ny Karahita sy ny Fitadiavany ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
    • Araka ny filazany ny hevitry ny Deoteronomia 6:8, 9, dia notohanan’ireo raby fa ny lehilahy jiosy dia tokony hivavaka mitondra filakitera, ary koa fa tokony hapetraka eo amin’ny tolàm-baravarana tsirairay ny mezouza.b Ny Karahita dia nihevitra ireny andininy ireny ho nanana heviny ara-panoharana sy an’ohatra, noho izany dia nolaviny ireo fitsipika avy amin’ny raby toy izany.

  • Ny Karahita sy ny Fitadiavany ny Fahamarinana
    Ny Tilikambo Fiambenana—1995 | 15 Jolay
    • b Ny filakitera dia boaty kely roa misy sila-koditra manify nanoratana andalan-teny tao amin’ny Soratra Masina. Ireny boaty kely ireny dia nentina araka ny fanao teo amin’ny sandry havia sy teo amin’ny handrina nandritra ireo vavaka maraina andavanandro. Ny mezouza dia horonan-tsila-koditra manify izay nanoratana ny Deoteronomia 6:4-9 sy Deot. 11:13-21, ka napetraka tao anatin’ny boaty kely nahantona teo amin’ny tolàm-baravarana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara