-
Israely sy ny Manodidina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
Nilaza Andriamanitra fa tsy maintsy ‘handroaka firenena lehibe fito’ izay mendrika ny horinganina ny Israelita, dia ny Hetita, Girgasita, Amorita, Kananita, Perizita, Hivita ary Jebosita. Ratsy fitondran-tena sy nanaraka fivavahan-diso izy ireo. Anisan’ny andriamanitr’izy ireo i Bala (fantatra tamin’ny tsangambato niendrika filahiana), Moloka (fanaovana sorona zaza), ary ny andriamanibavin’ny fahavokarana (Astarta).—De 7:1
-
-
Israely sy ny Manodidina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
E10 AMORITA
-
-
Israely sy ny Manodidina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
F6 HIVITA
F7 JEBOSITA
-
-
Israely sy ny Manodidina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
G4 GIRGASITA
-
-
Israely sy ny Manodidina‘Jereo Ilay Tany Soa’
-
-
G7 PERIZITA
-