FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mifanaraka Amin’ny Siansa
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
    • OHATRA: Milaza ny Lalàn’i Mosesy fa tsy maintsy nanao lavaka tany “ivelan’ny toby” ny Israelita rehefa hanao maloto, ary nototofany ilay izy avy eo. (Deoteronomia 23:12, 13)

  • Mifanaraka Amin’ny Siansa
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 1 Jona
    • INONA NO LAZAIN’NY MPITSABO? Mbola tena mandaitra hitandroana fahasalamana ilay hoe manana kabine sy misasa tanana ary manokan-toerana olona misy areti-mifindra. Izao no torohevitry ny Foibe Miady Amin’ny Aretina, any Etazonia, raha tsy manana kabine isika: “Mialà 30 metatra, fara fahakeliny, avy eo amin’ny toerana misy rano be rehefa hanao maloto, ary totofy ilay izy avy eo.” Milaza ny Fikambanana Iraisam-pirenena Momba ny Fahasalamana fa hihena 36 isan-jato ny ho voan’ny aretim-pivalanana raha manana kabine ara-dalàna daholo ny mponina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara