FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ilay Vehivavy Tena Tsara
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
    • 1, 2. a) Inona no nataon’i Rota tamin’izy niasa teny an-tsaha? b) Inona avy no lasa fantatr’i Rota momba ny Lalàna sy ny Israelita sasany?

      EFA hariva ny andro, ka ireny fa mody tsikelikely ny mpiasa eny an-tsaha. Hody ao Betlehema izy ireo, ilay tanàna kely erỳ an-tampon-kavoana. I Rota kosa mbola miasa, nefa efa manakotsako daholo ny vatany. Tsy nijanona mihitsy izy hatry ny maraina. Betsaka ihany ny salohim-bary voangony. Mandohalika mively azy ireo amin’ny hazo izy, mba hampihintsana ny voam-bary. Nahafinaritra ihany anefa ny tontolo androny, tsy araka ny nanampoizany azy.

  • Ilay Vehivavy Tena Tsara
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
    • 5, 6. a) Vary firy kilao no voangon’i Rota? b) Nanao ahoana i Naomy rehefa nahita an’i Rota?

      5 Nangonin’i Rota ilay vary rehefa voavely. Nahazo tokony ho iray efaha na 14 kilao teo ho eo izy! Nafatony tao anaty lamba angamba ilay izy ary nololohaviny, dia iny izy fa nody. Efa hariva be tamin’izay.—Rota 2:17.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara