FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Inona no Hanampy Anao Handresy ny Adin-tsaina?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2022 | Aprily
    • (1 Sam. 30:1-6)

  • Inona no Hanampy Anao Handresy ny Adin-tsaina?
    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2022 | Aprily
    • Dia inona no nataon’i Davida? Tonga dia ‘niantehitra tamin’i Jehovah Andriamaniny izy ka nahazo hery.’ Ahoana no mety ho nanaovany an’izany? Rehefa nanana olana hoatr’izao i Davida, dia efa fanaony ny nivavaka tamin’i Jehovah mba hahazoana fanampiana, sy nisaintsaina ny fomba nanampian’i Jehovah azy tamin’ny lasa. (1 Sam. 17:37; Sal. 18:2, 6) Hitan’i Davida hoe nila nangataka tari-dalana tamin’i Jehovah izy. Nanontany an’i Jehovah àry izy hoe inona no tokony hataony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara