FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Samoela Faharoa
    Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Mey
    • 8:2—Firy ny Moabita novonoina taorian’ny ady nifanaovany tamin’ny Israely? Tsy nisy fanisana angamba tamin’izany, fa fandrefesana no natao. Toa nasain’i Davida nandry nitandahatra teo amin’ny tany izy ireo, ary norefesina tamin’ny kofehy. Novonoina ny indroan’ny kofehy, izany hoe, ny androatokon’ny Moabita. Novelomina kosa ny fanintelon’ny kofehy, na ny ampahatelon’ny Moabita.

  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Samoela Faharoa
    Ny Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Mey
    • 8:2. Tanteraka ny faminaniana nambara 400 taona talohan’io. (Nomery 24:17) Tanteraka foana ny tenin’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara