-
Afaka Misedra ny Finoanao ny FanambinanaNy Tilikambo Fiambenana—1993 | 15 Jolay
-
-
Fanitsiana teo amin’ny fisainana
Farany, rehefa takany fa diso ny fisainany, dia izao no nolazain’i Asafa: “Raha tàhiny aho nanao hoe: Hiteny izany aho, dia ho namitaka ireo zanakao. Dia nieritreritra ta-hahalala izany zavatra izany aho, kanjo sarotra teo imasoko izany,
-
-
Afaka Misedra ny Finoanao ny FanambinanaNy Tilikambo Fiambenana—1993 | 15 Jolay
-
-
Tsara ny tsy nilazan’i Asafa fitarainana tamin’ny feo avo, satria ny fanambarana ampahibemaso hoe tsy misy ilana azy ny fanompoana an’i Jehovah, dia nety ho nanakivy ireo mpikambana tamin’ilay fianakavian’ny mpivavaka nisy azy, na nety ho nikiky ny finoan’izy ireo. Ho tsara kokoa toy inona moa ny fitoerana ho mangina toy ny nataon’i Asafa!
-