-
“Tandremo ny Didiko, dia ho Velona Hianao”Ny Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Novambra
-
-
ka nahita anankiray tamin’ny kely saina aho, eny, nandinika ny tovolahy aho ka nahita zazalahy anankiray [tsy ampy fo, “NW” ],
-
-
“Tandremo ny Didiko, dia ho Velona Hianao”Ny Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Novambra
-
-
Rehefa nihamatroka ilay takariva somambisamby teo iny, dia rakotry ny haizin’ny alina ny lalana. Nahita tovolahy iray izay tena mora rebirebena izy. Tsy ampy fahaiza-manavaka, na fahaiza-mitsara zavatra izy io, ka tsy ampy fo.
-