FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Jehovah no Manome Fahendrena”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Novambra
    • Dia ho fantatrao marina ny fahatahorana an’i Jehovah, ary ho hitanao ny fahalalana an’Andriamanitra.” — Ohabolana 2:1-5.

  • “Jehovah no Manome Fahendrena”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1999 | 15 Novambra
    • Eritrereto ilay harena be miandry antsika, raha manao fikarohana sy fandalinana ao amin’ny Baiboly amim-pahatsoram-po isika. Ho hitantsika “ny fahalalana an’Andriamanitra” — dia ilay fahalalana ny Mpamorona antsika — mafy orina, tsy mihozongozona, manome fiainana! (Jaona 17:3). “Ny fahatahorana an’i Jehovah” koa dia harena tokony ho azo. Sarobidy mihitsy io fahatahorana miharo fanajana fatratra azy io! Ny tahotra mahasoa sao tsy mampifaly azy dia tsy maintsy manapaka ny lafiny rehetra amin’ny fiainantsika, ka mampisy heviny ara-panahy izay rehetra ataontsika. — Mpitoriteny 12:13.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara