-
Mamafaza Fahamarinana, Mijinjà ny Fitiavan’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—2002 | 15 Jolay
-
-
“Ny ratsy fanahy dia mahazo valiny tsy mahasoa; fa izay mamafy fahamarinana no mahazo izay tena tambiny tokoa.
-
-
Mamafaza Fahamarinana, Mijinjà ny Fitiavan’AndriamanitraNy Tilikambo Fiambenana—2002 | 15 Jolay
-
-
Fitaka sy filokana no mety hampiasain’ny ratsy fanahy mba hahazoana zavatra tsy nisasarany. Mety ho diso fanantenana izy, satria valiny tsy mahasoa na tsy ara-drariny no azony. Mahazo ny tena tambiny kosa ny olona manao ny marina sy mazoto miasa, satria miadana izy.
-