-
Azonao Atao ny Mitoetra ho Madio ao Amin’ny Tontolo Iray Maloto Fitondran-tenaNy Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Jolay
-
-
fandrao hivokisan’ny vahiny ny fanananao; ary izay nisasaranao ho tonga ao an-tranon’ny vahiny;
-
-
Azonao Atao ny Mitoetra ho Madio ao Amin’ny Tontolo Iray Maloto Fitondran-tenaNy Tilikambo Fiambenana—2000 | 15 Jolay
-
-
Inona anefa no tafiditra amin’ny hoe ‘fanomezana ho an’ny vahiny, na olon-tsy fantatra, ny taonantsika sy ny fananantsika ary izay nisasarantsika’? Nilaza toy izao ny loharanon-kevitra iray: “Mazava tsara ny votoatin-kevitr’ireo andinin-teny ireo: Mety hovidina lafo ny tsy fahatokiana; satria izay rehetra nisasaran’ny olona iray—toeram-boninahitra, hery, harena—dia mety ho veriny amin’ny alalan’ny fangatahana mampiseho faniriana tafahoatra ataon’ilay vehivavy iarahany, na amin’ny onitra takin’ny fiaraha-monina.” Mety hamoizan-javatra be ny fanaovana firaisana maloto!
-