FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Anaram-baovao”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an’i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin’ny tany.” (Isaia 62:6, 7) Amin’ny fotoana voatondron’i Jehovah, aorian’ny hiverenan’ny sisa nahatoky avy any Babylona, dia “hoderaina amin’ny tany” i Jerosalema, izay ho tanàna mimanda hiaro mafy ny mponina ao aminy.

  • “Anaram-baovao”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Miara-miasa amin’izy ireo ny “olona betsaka”, ka mahatonga an’i Ziona “hoderaina amin’ny tany” koa.—Apokalypsy 7:9.

  • “Anaram-baovao”
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • 16. Inona no hevitry ny hoe ‘tsy mamela Azy hitsahatra’ ny mpanompon’i Jehovah?

      16 Ampirisihina hivavaka tsy tapaka ny mpanompon’i Jehovah, mba ‘hanaovana ny sitrapon’Andriamanitra etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.’ (Matio 6:9, 10; 1 Tesaloniana 5:17) Ampirisihina toy izao koa izy ireo: “Aza mamela [an’i Jehovah] hitsahatra”, mandra-pahatanteraky ny faniriany sy fanantenany momba ny famerenana amin’ny laoniny ny fivavahana marina. Nohamafisin’i Jesosy fa nilaina ny nivavaka mandrakariva, ary nampirisihiny ny mpianany mba ‘hitaraina amin’Andriamanitra andro aman’alina.’—Lioka 18:1-8.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara