FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny Hafa
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • 14. Na dia teo aza ny hafatra fampitandreman’i Jehovah, fihetsika tsy naneho fahendrena inona no nananan’ilay vahoaka?

      14 Hoy ny tohin’ny tenin’i Isaia: “Amin’izany andro izany Jehovah, Tompon’ny maro, hiantso fitomaniana sy fioriana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana.

  • Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny Hafa
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • Isaia 22:12,

  • Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny Hafa
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
    • Tsy nampiseho fanenenana noho ny nikomiany tamin’i Jehovah ny mponin’i Jerosalema. Tsy nitomany izy ireo, na nanapaka ny volony, na nitafy lamba fisaonana ho mariky ny fibebahana. Raha nanao izany izy ireo, dia nety ho notsimbinin’i Jehovah tamin’ireo zava-nahatsiravina ho avy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara