-
Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny HafaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
16, 17. a) Iza izao no nahazo hafatra fampitandremana avy tamin’i Jehovah, ary nahoana? b) Noho ny fikendreny zavatra avo dia avo, inona moa no hanjo an’i Sebna?
16 Mampitodika ny sainy, avy amin’ny vahoaka manontolo tsy nahatoky, ho amin’ny olona iray tsy nahatoky, izao i Isaia. Hoy ny nosoratany: “Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Andeha mankao amin’ilay [mpitandrin-draharaha, “NW” ] io, dia ao amin’i Sebna, lehiben’ny ao an-dapa,
-
-
Fandraisana Fianarana avy Amin’ny Tsy Fahatokian’ny HafaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
17 ‘Mpitandrin-draharaha tao an-dapa’, angamba ny lapan’i Hezekia Mpanjaka, i Sebna. Araka izany, dia nanana toeram-pahefana izy, nanarakaraka ny mpanjaka avy hatrany. Be dia be no nandrasana taminy. (1 Korintiana 4:2, NW ).
-