-
Mampietry ny Manambony Tena i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Raha ny amin’ilay vahoaka kosa, dia hitady fialofana any anaty zohy sy any an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, amin’ilay andro fitsaran’i Jehovah. Koa hitovy àry ny hiafaran’ireo sampy sy ny manompo azy. Nifanaraka tamin’ny faminanian’i Isaia, ireo sampy tsy nanana aina dia tsy namonjy ny nanompo azy na namonjy an’i Jerosalema, tamin’ny tanan’i Nebokadnezara, tamin’ny 607 al.f.i.
14. Amin’ny andro fitsaran’i Jehovah ho avy amin’ny empira maneran-tanin’ny fivavahan-diso, inona moa no hataon’ireo lehilahy mpanohana ity tontolo ity?
14 Amin’ny andro fitsaran’i Jehovah ho avy amin’ny Tontolo Lazaina fa Kristianina sy ny tapany hafa amin’ny empira maneran-tanin’ny fivavahan-diso, inona moa no hataon’ny olona? Hiatrika ny fikororosian’ny toe-piainana maneran-tany ny ankamaroany, ka azo inoana fa hahatakatra fa tsy misy vidiny ny sampiny. Tena tsy maintsy hitady fialofana sy fiarovana any amin’ny fikambanana tsy ara-panahy sy an’olombelona kosa izy ireo, ka anisan’izany angamba ny Firenena Mikambana, ilay “bibi-dia mivolon-jaky” voalazan’ny Apokalypsy toko faha-17. Ireo ‘tandroka folon’io’ bibidia ara-panoharana io no handringana an’i Babylona Lehibe, ny empira maneran-tanin’ny fivavahan-diso, ka tapany lehibe ao ny Fivavahana Lazaina fa Kristianina.—Apokalypsy 17:3, 8-12, 16, 17.
-
-
Mampietry ny Manambony Tena i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
mba hidirany eo amin’ny fitriatry ny vatolampy sy eo an-tsefatsefaky ny harambato noho ny tahotra avy amin’i Jehovah sy ny voninahitry ny fahalehibiazany, rehefa mitsangana hampihorohoro ny tany Izy.
-