-
Hampihatra ny Fahatezerany Amin’ireo Firenena i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
na alina na andro dia tsy hovonoina izany, ary ny setrony hisavoana mandrakizay”. (Isaia 34:9, 10a).
-
-
Hampihatra ny Fahatezerany Amin’ireo Firenena i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Mampiseho izany amin’ny fomba mazava toa hitan’ny maso ilay setroka “hisavoana mandrakizay”. Rehefa may ny trano iray, dia misy setroka mivoaka avy amin’ireo lavenona mandritra ny fotoana kelikely, na dia efa maty aza ireo lelafo, ka manome porofo ho an’ireo mpijery hoe nisy afo nirehitra teo. Koa satria mandray fianarana avy amin’ny fandringanana an’i Edoma ny Kristianina amin’izao andro izao, dia toy ny hoe mbola misavoana ilay setroka avy amin’ny nandoroana an’i Edoma.
16, 17. Ho tonga inona moa i Edoma, ary hafiriana izy no ho toy izany?
16 Mbola mitohy ny faminanian’i Isaia, ka manambara fa bibidia no haka ny toeran’ny mponin’i Edoma, ka izany dia milaza fahafoanana. “Hatramin’ny taranaka fara mandimby dia ho tany karankaina izy, tsy hisy handeha hamaky azy intsony mandrakizay mandrakizay.
-
-
Hampihatra ny Fahatezerany Amin’ireo Firenena i JehovahNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
Io tany karankaina io dia ho toy izany “mandrakizay mandrakizay”, hoy ny andininy faha-10. Tsy hisy famerenana azy amin’ny laoniny.—Obadia 18.
-