FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Afaka ny ho Naman’i Jehovah Ianao
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
    • 6. Ahoana no anampian’i Jehovah ny namany?

      Manampy ny namany hiatrika olana i Jehovah. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny fanontaniana.

      VIDEO: Nahavita Be Tamiko i Jehovah (3:20)

      • Ahoana no nanampian’i Jehovah an’ilay vehivavy tao amin’ilay video mba tsy ho kivy izy?

      Vakio ny Isaia 41:10, 13, ary iaraho midinika ireto fanontaniana ireto:

      • Inona no ampanantenain’i Jehovah hoe hataony ho an’ny namany tsirairay?

      • Namana tsara ve i Jehovah, araka ny hevitrao? Nahoana?

        Sary: Mpinamana mifanampy. 1. Lehilahy iray manampy ny namany hibata latabatra ngezabe iray. 2. Vehivavy iray milaza ny ao am-pony amin’ny namany. 3. Lehilahy iray marary tongotra ampian’ny namany handeha.

        Manampy anao ny namanao rehefa mila fanampiana ianao. Hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah

  • Afaka ny ho Naman’i Jehovah Ianao
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara