-
Faminaniana Mitondra Fampiononana ho AnaoNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
15, 16. a) Inona no hanjo ny fahavalon’ny Isiraely, ary ahoana no nitovian’ny Isiraely tamin’ny kankana? b) Inona no fanafihana hitranga tsy ho ela ka mahatonga ny tenin’i Jehovah hampahery indrindra ankehitriny?
15 Diniho izay nolazain’i Jehovah avy eo, tamin’ny alalan’i Isaia: “Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; eny, ho levona izay miady aminao.
-
-
Faminaniana Mitondra Fampiononana ho AnaoNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
16 Tsy handresy ny fahavalon’ny Isiraely. Ho menatra ireo tezitra tamin’ny Isiraely. Ho faty ireo niady taminy.
-