-
Faminaniana Mitondra Fampiononana ho AnaoNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
hampiboika renirano ao amin’ny tendrombohitra mangadihady Aho ary loharano ao amin’ny lohasaha; hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina ho loharano miboiboika.
-
-
Faminaniana Mitondra Fampiononana ho AnaoNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Ary i Jehovah kosa dia nitahy azy ireo. Hoy i Isaia, tao amin’ny faminaniana iray tatỳ aoriana: “Jehovah mampionona an’i Ziona; eny, mampionona izay rava rehetra ao Izy ka manao ny efitra ao ho tahaka an’i Edena. Ary ny tany foana ao ho tahaka ny sahan’i Jehovah.” (Isaia 51:3) Tena nitranga tokoa izany, rehefa niverina tany an-tanindrazany ny Jiosy.
-
-
Faminaniana Mitondra Fampiononana ho AnaoNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Nomena paradisa ara-panahy kanto, dia saha Edena ara-panoharana, ho valisoany, ireny olo-nahatoky ireny. (Isaia 11:6-9; 35:1-7) Tsy ho ela, rehefa handringana ny fahavalony Andriamanitra, dia hovana ho paradisa ara-bakiteny ny tany manontolo, araka ny tenin’i Jesosy tamin’ilay jiolahy teo amin’ny hazo.—Lioka 23:43.
-