FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Faminaniana Mitondra Fampiononana ho Anao
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Ary i Jehovah kosa dia nitahy azy ireo. Hoy i Isaia, tao amin’ny faminaniana iray tatỳ aoriana: “Jehovah mampionona an’i Ziona; eny, mampionona izay rava rehetra ao Izy ka manao ny efitra ao ho tahaka an’i Edena. Ary ny tany foana ao ho tahaka ny sahan’i Jehovah.” (Isaia 51:3) Tena nitranga tokoa izany, rehefa niverina tany an-tanindrazany ny Jiosy.

  • Faminaniana Mitondra Fampiononana ho Anao
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Nomena paradisa ara-panahy kanto, dia saha Edena ara-panoharana, ho valisoany, ireny olo-nahatoky ireny. (Isaia 11:6-9; 35:1-7) Tsy ho ela, rehefa handringana ny fahavalony Andriamanitra, dia hovana ho paradisa ara-bakiteny ny tany manontolo, araka ny tenin’i Jesosy tamin’ilay jiolahy teo amin’ny hazo.—Lioka 23:43.

  • Faminaniana Mitondra Fampiononana ho Anao
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tànan’i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin’ny Isiraely no nahary izany.”—Isaia 41:17-20.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara